|
|
|
|

Teny iditra1  gejana
Fototeny  2 geja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
5 Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
6 Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
7 Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 same as gehezina [1.2]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13 gejaina
Tovy hevitra  14 gehezina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 angeja, gejana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17