|
|
|
|

Teny iditra1 gadralava
Singan-teny  2gadra, 3lava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [gadra lava] 6A long chain stretching from the neck to the feet.
7a man in fetters; a convict.. [1.2]
8a prisoner. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers. [1.3]
10un condamné. [1.8]
Ohatra  11 Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava [2.48]
Tohi-kevitra  12gadra fohy
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02