|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fozamalemy
Singan-teny  2 foza, 3 malemy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 A crab without its shell. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Crabe à carapace molle [2.415#6741]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/2)8  foza malemy
Singan-teny  9 foza, 10 malemy
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  12 enti-milaza zazavavy kely mavozovozo, osa, saozanina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 Se disait des petites filles faibles, de mauvaise constitution. [2.415#6741]

Fivaditsoratra  foza malemy, fozamalemy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21