|
|
|
|

Entrée1  fozalahy atakalo fozavavy
Mots élémentaires  2  foza, 3  lahy, 4  atakalo, 5  vavy
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11