|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atakalo |
| Fototeny | 2 takalo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny
5 Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be given in exchange
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on donne en échange
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | atakalo, 14 atolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|