|
|
|
|

Teny iditra1  fotsy rora
Singan-teny  2 fotsy, 3 rora
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. [1.2]
7 who speaks but is not listened to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 dont les ordres sont négligés [1.8]
Tovy hevitra  9 fotsy teny

Fivaditsoratra  10 fisarotro, fotsy rora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12