|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fofombadiko |
| Sokajin-teny | 2 anarana fofom-bady sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 my fiancee
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ma fiancée
[3.1] |
| Ohatra |
5 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an' i Bola fofombadiko, hoy izy.
[2.471]
6 Mendrika ilay fofombadiko any Antananarivo aho. [2.499] |
| Teny iditra (2/2) | 7 Fofombadiko |
| Singan-teny | 8 fofombadiko |
| Sokajin-teny | 9 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
10 Andriamalala Emilson Daniel |
| Mpanonta printy |
1954. |
| Lahatsoratra | 12 |
| Fivaditsoratra | Fofombadiko, fofombadiko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|