|
|
|
|

Teny iditra1  fizaha
Fototeny  2 zaha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qu’on peut regarder, manière de regarder [1.3]
Ohatra  6  indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany. [2.996]

Fivaditsoratra  7 fihaza, fizaha, 8 hazafy, 9 Zifaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12