Entrée fitsipika (tsipika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako
Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ
Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondrantenany [1.1]
Explications en anglais A principle, a rule or regulation [1.7]
Explications en français Ce qu’on peut rayer, manière de rayer, la règle
Figuré: règle de conduite, règle de foi [1.3]
 Règle, règlement [1.8, 1.13]
 Principe [1.8]
Exemples 
1Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity; [2.332]
2Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny. [1.320]
Mots composés 
Titres Fitsipi-panoratana Malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra
Ny Fitsipi-pitenenantsika (Ratrema William)

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19