|
|
|
|

Teny iditra1  fitokanan-trano
Singan-teny  2 fitokanana, 3 trano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny [1.1]
Ohatra  6  [2.649#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22