|
|
|
|

Teny iditra1  fitahiana
Fototeny  2 tahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanampiana, fitsimbinana:
5 Sitrana ihany izy noho ny fitahian'Andriamanitra.
6 
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a blessing, a benediction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 bénédiction ; cf. tsoka [1.8]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fitahiana, 10 ifitahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17