Entrée | fisorona (sorona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [1.1] | |
Entrée | fisorona (sorona) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra) Fanao sorona Azo atao sorona [1.1] | |
Entrée | fisorona (sorona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina misorona na manisy afo. [1.1] | |
Entrée | fisorona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en français | [Tankarana] Pierre levée des autels. [1.19] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |