|
|
|
|

Teny iditra1 fisalasalana
Fototeny  2salasala
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 doubt, hesitation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 doute; hésitation [1.8]
Ohatra  7 Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [2.296]
8 Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606]
9 Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08