|
|
|
|

Entrée1  fisalasalana (salasala)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao [1.1]
4  Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1]
Explications en anglais  5  Doubt, hesitation [1.7]
Explications en français  6  Doute; hésitation [1.8]
Exemples  7  Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [2.296]
8  Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606]
9  Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/04