Entrée firaisan-kina (iray, hina)
Partie du discours locution
Définition malgache Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray [Rajemisa 1985]
Définition anglaise unity of purpose [Hallanger 1973]
Définition française union d'efforts, solidarité [Hallanger 1974]
Définition française [ firaisankina ] solidarité [SLP 1986]
Exemples 
1Tsy atoroko anareo ny firaisankina. [Rapatsalahy: Kintana]
2Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana [Rinara 1974]
3Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. [Wresinski: Mahantra]
4Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina [Baiboly]
5Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly [Razafiarivony: Harivolana]
Citations 

Mis à jour le 2020/03/20