| Entrée (1/2) | 1 filofosana |
| Radical | 2 lofo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 filofosana |
| Radical | 6 lofo |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|