|
|
|
|

Entrée1  fikambanana marorantsana
Mots élémentaires  2  fikambanana, 3  maro, 4  rantsana
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene na' ireny ny rantsany [1.13]
Explications en français  7  société multinationale [1.13]

Mis à jour le 2025/10/11