Entrée fikambanana (kambana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery
¶ Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a society, an organization [Hallanger 1973]
Traduction française société, organisation, congrégation, association [Hallanger 1974]
 groupement, association, organisation [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches organisations
Exemples 
1Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [Rakotozafy: Ratsimba, page 72]
2Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana. [Dahle: Angano, page 132]
3Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly. [FOFAFIPE: Haivola, page 67]
4Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray! [Andriamalala: Fanagasiana, page 50]
Citations 

Mis à jour le 2020/11/22