|
|
|
|

Teny iditra1  fijejojejoana
Fototeny  2 jejojejo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 wanton or lewd conduct [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la dissipation [1.3#294, 1.8]
7 la légèreté, la luxure [1.3#294]
Ohatra  8  ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. [2.996#56.004.019]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12