|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihara-bava |
| Singan-teny | 2 fiharatra, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny; olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin' izay lazainy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|