Entrée fifampitenenana (teny)
Partie du discours nom
Exemples Matoa mitranga ny fampitandremana iray, na arofanina, na fifampitenenana, na fifanarahana, na dina, na lalàna: misy ahina na mitady hihoa-pefy ao na efa minia mihoa-pefy, na tsy mahatsiaro tena na tsy mahalala sy tsy mahay izay tokony hataony. [Taratra ]

Mis à jour le 2020/07/31