|
|
|
|

Teny iditra 1  fielezana
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fiparitahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 scattering, dispersion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la dispersion, la propagation [1.3#123]
7 dispersion, propagation [1.8]
Ohatra  8  raha hianao no havandra hamono vary, izaho no ataovy tanety be fielezana; [2.69#216]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fielezana
Lahatsoratra  10 Randzavola: fielezana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28