Entrée fiaran-dalamby (fiara, lalana, vy)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31