Entrée | 1 fiaran-dalamby |
Mots élémentaires | 2 fiara, 3 lalana, 4 vy |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [1.1] |
Exemples |
7 Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa!
[2.470#]
8 Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#] |
Vocabulaire | 9 Tourisme |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |