|
|
|
|

Entrée1  fiaram-bahoaka
Mots élémentaires  2  fiara, vahoaka
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Transports
Explications en malgache  5  Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Explications en français  6  autobus [1.5]
Synonymes  7  fiarabe

Mis à jour le 2023/06/12