Entrée | fetezana (mety (ety)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | hatsarana,
hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [1.1] | |
Explications en anglais | willingness; suitability [1.7] | |
Explications en français | convenance, assentiment [1.5] | |
consentement; qualité de ce qui convient [1.8] | ||
Exemples | Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha.
[2.285] | |
Synonymes | fety | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |