|
|
|
|

Teny iditra1  fatidra
Singan-teny  2 fatitra, 3 ra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie
6 sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fati-dra] 7 blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood.
8 It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. [1.2]
9 the ceremony of blood brotherhood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 parenté de sang; cérémonie pour
11 marquer cette parenté [1.8]
12 alliance par le sang [1.13]
Mpanahaka  13  fanange, 14  sakarivo
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 faditra, fatidra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17