|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fati-bolo
Singan-teny  2 fatitra, 3 volo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 volo noraotina ka manaraka ny fihogo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The hair which comes off in brushing or combing. [1.2]
7 hair that comes out in brushing or combing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cheveux qui tombent sous le peigne, se mettent en pelote [1.3#157]
9 cheveux qui tombent en se brossant ou en se peignant [1.8]
Ohatra  10  Nosorany arim-bilany haingana ny handrin' ilay bitika ary nandoroana fatibolo ny efitrano, sao hono, ny ambiroan' ny maty no misavika an-janany ho tonga hatreny. [2.470]
Voambolana  11  Haiaina

Teny iditra (2/2)12  Fati-bolo
Singan-teny  13 fatitra, 14 volo
Sokajin-teny  15  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  16 Rapatsalahy Paul

Fivaditsoratra  Fati-bolo, fati-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21