|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fari-body |
| Singan-teny | 2 faritra, 3 vody |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|