|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faraingo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra mailodoha, farango
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bend, a curve, anything curved as a hook. See baraingo
[1.2#169] 5 a hook [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 crochet
[1.8] |
| Ohatra |
7 Lesoka ambanin' ny rano ny sifotra, totohondry vita, sakafo tapany, mitondra faraingo mody, ody resin-jaza kamboty sy ny mananon-tena;
[2.69#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 faraingososona |
| Fivaditsoratra | 21 angarofy, faraingo, 22 farangoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|