|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  baraingo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Bila, bingo [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15  baraingo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Mari-pijanonan-tsoratra "?" misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 question mark [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 point d'interrogation (grammaire) [1.5]
Voambolana  20  Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  21  Mari-tsoratra sy marika hafa

Fivaditsoratra  22 aboringa, baraingo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19