|
|
|
|

Teny iditra1 farafara mandeha
Singan-teny  2farafara, 3mandeha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Irony farafara mahazo miforitra raha mandeha, na misy kodiarana kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[mandeha (leha), to go.] A portable bedstead, a camp bedstead.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12