|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanovo
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manovo na maka rano ao am-pantsakana amin' ny siny
5 Azo tovozina [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fanovo
Fototeny  7 tovo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 zinga [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 A ladle for drawing water [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 vase pour puiser de l'eau [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  fanovo, 12 vofona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12