|
|
|
|

Entrée1  fangaro (haro)
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Dérivés 
3  Verbes passifs :
Explications en malgache  4  Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
5  Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
6  Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1]
Explications en français  7  combinaison [1.13]
Exemples  8  Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240#]
Mots composés 

Anagrammes  11  fangaro, fangora, farango

Mis à jour le 2023/10/12