|
|
|
|

Teny iditra1  afangaro
Fototeny  2 fangaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62]
Ohatra  5  afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
6  Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1]
7  Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1]
8  Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  afangaro, 13 afarango

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12