|
|
|
|

Teny iditra1  fanevamena
Singan-teny  2 faneva, 3 mena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. [1.2]
Ohatra  7  Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59#]
Voambolana  8  Miaramila
Tsipelina hafa  9 faneva mena

Fivaditsoratra  10 famenavena, fanevamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02