|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  faneva
Fototeny  2 heva
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby
5 Saina [1.1]
6 famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. [1.2]
8 a flag, a banner; a motto for a meeting, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 drapeau, enseigne; devise [1.8]
10 emblème; fanion [1.13]
Ohatra  11  ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga. [2.48]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: faneva ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)14  fañeva
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 mendrika, manendrika [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)17  fañeva
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  fañeva, faneva

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21