|
|
|
|

Teny iditra1  fanefana
Fototeny  2 efa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanonerana: Amin' ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao
5 Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the act of accomplishing something ;
7 the act of paying a debt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 L'action de finir, de payer, etc. le moyen [1.3]
9 action d'accomplir, de terminer ;
10 action de payer une dette [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17