|
|
|
|

Teny iditra1 fandrefiala
Singan-teny  2fandrefy, 3ala
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[Mod.
7s.
8from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest.
9Same as pily. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10espèce d'aspic. [1.54]
Ohatra  11 Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [2.643]
Voambolana  12 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  13pily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12