Entrée fandeferana (lefitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Faharetana, fahandrasana, faharipo: Mahagaga ny fandeferana nasehon' i Joba
¶ Fizakana, fihafiana, fiaretana: Mahamendrika eo anatrehan' Andriamanitra ny fandeferana ny fahoriana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise patience, endurance, forbearance [Hallanger 1973]
Traduction française action de supporter; patience [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes fiaretana ~ faharetana ~ fihafiana ~ fahari-po

Mis à jour le 2020/07/31