|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanday
Fototeny  2lay
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Biby kely lavalava sady malemilemy misy lay, izay miofo ho lolo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[root lay, a nettle.] A species of hairy caterpillar.. [1.2]
6a caterpillar. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7chenille. [1.8]
Voambolana  8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/2)9 fanday
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(de lay : poils, duvets) Nom donné à diverses plantes ayant une pilosité particulièrement visible. Notamment : Byttneria melleri Baker (Malvaceae), Triumfetta pilosa Roth. (Malvaceae). Plantes qui fournissent des fibres de corderie.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 andafy, 14 fadina, 15 fanady, 16 fanday, 17 fandia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12