|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanapahan-kevitra |
| Singan-teny | 2 fanapahana, 3 hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a decision
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 décision
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana.
[4.27#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|