Entrée | fampiodinana (odina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en français | L'action de faire révolter [1.3] | |
Exemples | Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao.
[2.996] | |
Synonymes | fanodinana | |
Mis à jour le 2023/02/25 |