Entrée fanodinana (hodina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
¶ Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [Rajemisa 1985]
 asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [SLP 1986]
Explications en français transformation, traitement [SLP 1986]
Exemples Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [Andriamalala: Fanagasiana, page 30]

Entrée fanodinana
Partie du discours nom
Explications en français manivelle [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée fanodinana (odina)
Partie du discours nom
Explications en français l'action de faire révolter [Abinal 1888 page 457]
Vocabulaire 
Synonymes fampiodinana

Mis à jour le 2020/07/31