|
|
|
|

Teny iditra 1  fampandrosoana
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Nony vita ny fampandrosoana ny ankabeazan' ny olonadia mba niantso ny zanany efa-mianadahy hisakafo, Rasoa. [2.470#89]
5  Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana. [2.996]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fampandrosoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26