Entrée fampakaram-bady
Mots élémentaires fampakarana ; vady
Partie du discours locution
Explications en malgache Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
Explications en anglais [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2]
 A wedding [1.7]
Explications en français Mariage [1.8]
Exemples Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436]
Synonymes mariazy ~ fampakarana

Mis à jour le 2023/11/26