Entrée fahizany
Mots élémentaires faha ; izany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Taloha ela, fahiny [1.1]
Exemples 
1Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245]
2Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437]
3Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113]
Synonymes fahizay ~ fehizay

Mis à jour le 2023/10/18