|
|
|
|

Teny iditra1  fahirano
Singan-teny  2 fahy, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 (fahy sy rano) fanao ny fahavalo ny miambina manodidina ny tanàna na vohitra tiany horesena, ka misakana ny mponina ao mba tsy hahazo mivoaka hitady rano sy hanina, ary tsy ho azon' ny avy aty ivelany hanaterana koa. Amin' izay, rehefa voan' ny mosary ny ao an-tanàna dia mikoy ho azy, resy tsy miady. Andrianampoinimerina sy Ilaidama dia samy nampiasa ny fahirano tamin' ny ady sasany nataony. [1.10#F.133]
6 Fanodidinan' ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan' ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano: Raha tsy natao fahirano ny tanànan' Ambohijoky tsy azo [1.1#197]
Fanazavàna teny anglisy  7 A siege. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 (fahy, rano) Ceux que l’on prive d'eau ; siège d’une place [1.3#138]
9 Une place assiégée privée d' eau. Les assiégeants coupaient l' eau aux assiégés, et ceux-ci, n'ayant ordinairement pas d' eau sur les hauteurs où ils habitaient, ne pouvaient pas vivre [2.415]
Ohatra  10  Dia natao fahirano Ambohijoky. [2.48]
11  fahirano elaela ihany, ka afany. [1.38]
12  tompoko, ka ataony fahirano ny vahoaka; [2.69]
13  Niova tetika izy ka nataony fahirano ny tanàna. [2.508]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  17  Miaramila
Lahatsoratra  18 Randzavola: fahirano ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  fahirano, 19 fañoriha, 20 firohana, 21 foharina, 22 hiforana, 23 rafohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08