|
|
|
|

Teny iditra1  fahaterena
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 anguish, strait, straitness, necessities [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5 angoisse, détresse [2.996]
Ohatra  6  Nisy tamin' ireny ny fitafiana hisoloana sy ny akanjo mivalona, izay navoaka nampiasaina rahefa tonga ny fahaterena. [2.472]
7  Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; [2.996]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12