Teny iditra |
fahagola
(faha, gola)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola
[1.1]
|
| Taloha, fahiny [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Anciently, in former times. [1.2]
|
| In olden times [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Anciennement [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra |
fahagola,
fahagolan' |
|
Tovy hevitra | |
Ohatra |
1 | Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany.
[2.117]
|
2 | Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola.
[2.285]
|
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fahagola
(faha, gola)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Ancient, very ancient [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Archaïque [1.13]
|
Tovy hevitra | |
Ohatra | Ny mponina fahagola : Ny Vazimba.
[2.508]
|
|